|
|
|
|

Teny iditra1  resaka mahabe loa-bary
Singan-teny  2 resaka, 3 mahabe, 4 loatra, 5 vary
Sokajin-teny  6  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7 teny famalifaliana na fandokafana amin' ny mpizara sakafo mba hahazoana tombony. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11