|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 resa-behivavy |
| Singan-teny | 2 resaka, 3 vehivavy |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 ilazana ny bitsibitsika ifanaovan' ny vehivavy na ny resaka lava be izay tsy maintsy fifosana no votoatiny
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|