|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  resa-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe resaka
Ohatra  3  Izao izy io, fa efa resa-dehilahy moa izy ity! [2.4#48]
4  resa-be ny anay telo mianaka hatrany an-trano [2.445#80]
5  Marina fa ny resa-bahoaka dia tsy maintsy feno tsaho [2.988]

Teny iditra (2/4)6  resa
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny frantsay  8 (de resa ou resaresa : lenteur, mollesse ; allusion aux propriétés médicinales prêtées à la plante). Senecio vaingaindranii Scott-Elliot (Asteraceae). Sa décoction amère est administrée aux personnes de tempérament lymphatique pour les stimuler. Semble renfermer des alcaloïdes.. [Bara] [1.196]
Voambolana  9  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/4)10  Resà
Sokajin-teny  11  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  12 Rissah. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  13 Rissa. [2.996]
Voambolana  14  Soratra Masina
Tovy hevitra  15 risa
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  16 Toko sy andininy momba Resà

Teny iditra (4/4)17  Resa
Sokajin-teny  18  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  19 Rhesa. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  20 Résa. [2.996]
Voambolana  21  Soratra Masina
Tovy hevitra  22 reza
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  23 Toko sy andininy momba Resa

Fivaditsoratra  24 Esrà, 25 Resà, Resa, resa, 26 sare, 27 sera, Sera

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10