| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 reny anaka | 
| Singan-teny | 2reny, 3anaka | 
| Sokajin-teny | 4 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
5 vehivavy vady niterahana [1.1] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
6 [renianaka]
 épouse légitime dont on a eu des enfants [1.3#524] | 
| Voambolana | 7 Fifandraisana: fianakaviana | 
| Tsipelina hafa | 8renianaka | 
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io | 
| Fivaditsoratra | 10 renianaka, 11 reny anaka | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 | 
 |