| Entrée | 1 renivohitra |
| Mots élémentaires | 2 reny, 3 vohitra |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en malgache |
5 Tanàn-dehibe misy foiben' ny fitondrampanjakana amin' ny tany iray: Antananarivo no renivohitr' i Madagasikara [1.1] |
| Explications en anglais |
6 the capital or principal town or city [1.7] |
| Explications en français |
7 ville capitale ou principale [1.8] |
| Exemples |
8 Tambanivohitra, lavitra ny renivohitra tahaka anao, aho!
[2.270#]
9 Ambatanisandra ao afovoany, Ambohitrandrazana no renivohitra. [2.508#] |
| Vocabulaire | 10 Géographie: (en général) 11 Politique |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|