| Entrée | 1 renivitsika |
| Mots élémentaires | 2 reny, 3 vitsika |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en malgache |
5 Karazam-bibilava mipetraka amin' ny lava-bitsika ary voalaza fa fahanan' ny vitsika ka rehefa matavy tsy afa-mivoaka ny lavany dia haniny; somary manjamanja ny volony ary fisapisa-doha ny bikany [1.1] |
| Explications en français |
6 serpent qui habite dans les fourmillières et qu'on dit engraissé par les fourmis [1.54] |
| Vocabulaire | 7 Zoologie: reptiles, amphibiens |
| Analogues | 8 renimanditra |
| Proverbes | 9 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|