|
|
|
|

Teny iditra1  rendrika vao nahazo amalona
Singan-teny  2 rendrika, 3 vao, 4 mahazo, 5 amalona
Sokajin-teny  6  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7 fiteny enti-milaza olona tratran' ny loza mahamay kanjo dia izany no nahazoany soa. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12