|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 rehefa misafo helika ny kary |
| Singan-teny | 2 rehefa, 3 misafo, 4 helika, 5 kary |
| Sokajin-teny | 6 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 mari-potoana eo amin' ny roa ora maraina eo ho eo (amin' io fotoana io no noheverin' ny ntaolo fa avy nihinan-kaninanomen' ny mpamosavy azy ny kary ka misasa.
[1.1] |
| Voambolana | 8 Fotoana |
| Tsipelina hafa | 9 vao misafo helika ny kary |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|