|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 rehefa |
| Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 fihasimban' ny rahefa:
4 Rehefa mandeha ianao, hidio ny varavarana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 when (of future time)
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 quand (temps futur)
[1.8] |
| Voambolana | 7 Fotoana |
| Mpanahaka | 8 fony, 9 nony, 10 raha |
| Kamban-teny rehetra | 11 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 12 rehefa |
| Sokajin-teny | 13 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 Raha afaka kelikely, rahariva:
15 Ho avy aho rehefa fa andraso [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
16 soon
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 bientôt
[1.8] |
| Voambolana | 18 Fotoana |
| Fivaditsoratra | 19 fahere, 20 hafere, 21 Hefera, rehefa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|