|
|
|
|

Teny iditra1  rehefa avy
Singan-teny  2 rehefa, 3 avy
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 Enti-milaza ny zavatra natao talohan' ny zavatra hafa iray: Rehefa avy nisakafo izahay, dia nitsangantsangana teny amoron-dranomasina [1.1]
Tovy hevitra  6 rahefa avy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12