|
|
|
|

Entrée1  rava
Partie du discours  2  participe
Explications en malgache  3  Simba tanteraka, potika: Ravan' ny rivo-doza ny tranony ka tsy nahita hialofana izy ~ Vao telo taona monja dia rava ny fanambadian' izy roa
Tsy misy na inona na inona mijanona, fongana, foana: Rava ny fikasanay
Mihahaka, miparitaka: Rava ny tafika ~ Efa rava ny kilalao vao tonga ianao [1.1]
Explications en anglais  4  ruined, destroyed [1.7]
Explications en français  5  démoli, détruit [1.8]
Exemples  6  Tsy ela dia rava ny trano; [2.470]
7  Teo no rava ny tafiky Ramanantsoa, teo izy tenany no azo sambo-belona. [2.472]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés 
Analogues  35  simba, rota, levona, fongana, miongana, mirodana, ambony ambany, tsy misy vato mifanongoa

Anagrammes  36 rava, 37 vara

Mis à jour le 2025/09/19