|
|
|
|

Teny iditra1  rasao
Fototeny  2 rasa
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana rasaina [Fitanisana]
Ohatra  4  rasao ity omby ity [1.1]
5  rasao ny omby (Découpez le boeuf) [1.3]
6  ary rasao tsara ny ondrilahy, dia sasao ny taovany sy ny tongony, ka ataovy eo ambonin'ny voarasa sy ny lohany; [2.996]

Fivaditsoratra  7 Asora, 8 rasao, 9 Rasoa, 10 sarao, 11 Soara

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10