|
|
|
|

Entrée (1/2)1  rariny
Radical  2  rary
Partie du discours  3  nom rary et pronom
Explications en malgache  4  Fitsarana araka ny tokony ho izy, izay mirary tsara, izany hoe miady masony tsara tanteraka: Tsy rariny raha karama varimasaka no omenao ny mpiasa, nefa miasa andro aman' alina izy ireo
(Tsara homarihina fa ny hitsiny dia fitsarana araka ny tokony izy, izay mahitsy tsy misy olakolaka, ary ny marina, fitsarana araka ny tokony ho izy, izay marin-tampona tsy misy avo sy iva) [1.1]
Tous les mots composés  5  9 combinaisons de ce mot

Entrée (2/2)6  rariny
Radical  7  rary
Partie du discours  8  verbe passif rarina et pronom

Anagrammes  9 rariny, 10 ririna

Mis à jour le 2025/10/09