|
|
|
|

Teny iditra1  rantsam-batana
Singan-teny  2 rantsana, 3 vatana
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Anarana ilazana ny tanana roa sy ny tongotra roa izay toa misampana avy amin' ny vatana. [1.1]
6 tongotra aman-tanana. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 membres. [1.13]
8 membre (du corps). [1.5]
Voambolana  9  Haiaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11