|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ranom-pototra |
| Singan-teny | 2 rano, 3 fototra |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 ny faikafaikany sisa avy amin' ny fanasitiliana ny ranom-pary voalohany izay mbola afangaro indray amin' ny ranom-pary hositilina fanindroany
[1.1#386] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 résidu du vesou après une premiàre distillation, qu'on mêle à une seconde distillation
[1.3#191] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|