|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 rano monina |
| Singan-teny | 2 rano, 3 monina |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 rano tsy misy ivoahany ao amin' ny dobo na kamory
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 A standing pool or lake
[1.2] |
| Tovy hevitra | 7 rano mihandrona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|