|
|
|
|

Teny iditra1  ranomamy
Singan-teny  2 rano, 3 mamy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Rano avy amin' ny loharano (ampiasaina indrindra raha miteny mifanohitra amin' ny ranomasina): Trondron-dranomamy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 eau douce [1.13]

Fivaditsoratra  7 mamorina, 8 manamory, ranomamy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17