|
|
|
|

Entrée (1/2)1  ranomafana
Mots élémentaires  2  rano, 3  mafana
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5  Rano mafana toy ny vao avy nampangotrahina mivoaka avy any anaty tany iloman' ny olona mararin' ny rohana sy ny aretinkozatra ary ny malemy [1.1]
Explications en anglais  6  (rano mafana) Warm water; hot springs
fig. anger; a present. [1.2]
Explications en français  7  (littéralement : « eau chaude »). Nom des eaux thermales. Plusieurs localités portent ce nom. En argot populaire : les alcools les plus forts. [1.196]
Exemples  8  Afa-nainy asiany ranomafana any ambany ary tafoany fitaratra, tsy hahafaty azy amin'ny hatsiaka. [2.366]
Vocabulaire  9  Botanique

Entrée (2/2)10  Ranomafana
Mots élémentaires  11  rano, 12  mafana
Partie du discours  13  nom propre (toponyme) [Liste complète]
Exemples  14  Tany Ambolo dia ny Zafivoliandro sy ny Zafitaomana no nanjaka tao Enaniliha, ranomafana sns. [2.508]
Vocabulaire  15  Géographie: agglomérations

Anagrammes  16 fanamorana, 17 Ranomafana, ranomafana

Mis à jour le 2025/09/19