|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  ranoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Anarana omena ny tsiranorano amboarin' ny fihary mba hanova toetra ny hanina alohan' ny hidirany amin' ny ra; ohatra, ny rora dia ranoka manova toetra simika ny hanina raha mbola vao ao am-bava [1.1]
Kamban-teny rehetra  4  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)5  ranoka
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny frantsay  7 L'état d'un malade très faible qui est près de s'évanouir [1.3#510]
Voambolana  8  Fahasalamana

Teny iditra (3/3)9  ranoka
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 Zavatra mitera-drano na mando lava; enti-milaza toetr' aretina mahalanaka izaitsizy ny marary [1.1]
12 zaka afaka mikoriana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  13 liquide, fluide [1.13]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Voambolana  18  Fizìka
Tovy hevitra  19 ara-dranoka
Kamban-teny rehetra  20  Fikambanana 9 amin' io teny io

Fivaditsoratra  21 ankora, 22 korana, 23 Nakora, 24 Okrana, ranoka, 25 rokàna, 26 ronaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09