Entrée rangomaina
Mots élémentaires rango ; maina
Partie du discours nom
Explications en malgache Taolana fisapisaka telo zoro mamarana ny soroka any an-damosina [1.1]
 Taolam-pisaka mampihaona ny sandry amin'ny vatana [1.13]
Explications en anglais The blade-bone, the scapula [1.2]
Explications en français Omoplate [1.13]
Exemples Ny taolam-pisaka lehibe ao an-damosin' ny soroka no rangomaina, ary rehefa mahia ny olona dia miharihary ery izy io. [2.643]
Vocabulaire 
Mots composés 

Entrée rangomaina
Mots élémentaires rango ; maina
Partie du discours nom
Explications en anglais The hair plaited without being oiled or greased [1.2]
Vocabulaire 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/12