| Entrée | 1 ranga maso |
| Mots élémentaires | 2 ranga, 3 maso |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 enti-manondro ny maso kaodikaody [1.1] |
| Explications en français |
6 qui lève les yeux, qui a le regard craintif [1.3#507] |
| Exemples |
7 Nony nosokafana ireo kalesy izay nogadrana tany am-piaingana, hita ireo velona ranga maso, nivandravandra, nifangaro amin' ny fatin' ireo namany izay vatana rotidrotika, loha sy sampana torotoro sisa;
[2.472]
|
| Synonymes | 8 ranga sofina |
| Anagrammes | 9 ngara maso, 10 ranga maso |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|