| Entrée | 1 rambon-tsaka rambon' alika |
| Mots élémentaires | 2 rambo, 3 saka, 4 alika |
| Partie du discours | 5 locution |
| Explications en français |
6 antso ala faditra fanao tany Antsihanaka rahefa nisy rivo-doza, mba tsy hisy rambon-danitra izay masiaka indrindra noho ny ranon' Alaotra trohiny sy avoivoiny ka mandrava izay rehetra lalovany [2.415] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|