|
|
|
|

Teny iditra1  raikipohy
Singan-teny  2 raikitra, 3 fohy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Fanafohezana amin' ny teny fohy na hentitra ny andinindinin' ny fikajiana halavana... ohatra ny halavan' ny manodidina ny faribolana dia voalazan' ny raikipohy amin' ny teny frantsay hoe 2πR [1.1]
6 sora-pohy itadidiana zavatra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 formule [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11