|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 raiki-paka |
| Singan-teny | 2 raikitra, 3 faka |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 latsa-paka, miorim-paka.
6 enti-milaza vehivavy maro anaka. 7 enti-milaza aretina tsy azo sitranina. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 being chronic and incurable, as a disease..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 femme qui a mis au monde un enfant qui doit l' unir davantage à son époux : elle entre plus avant dans l' affection de son mari, elle est bien enracinée.
[2.415] |
| Voambolana | 10 Fahasalamana |
| Tovy hevitra | 11 latsa-paka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|