|
|
|
|

Teny iditra1  raiki-tampisaka
Singan-teny  2 raikitra, 3 tampisaka
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ilazana ireo olona mahia tsy mahazo aina fa kaozatra eny mandrakariva; enti-milaza koa toetra na aretina tsy afaka amin'ny olona iray intsony. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 very thin, tuberculous. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 tuberculeux, en proie à une maladie chronique. [1.8]
Voambolana  8  Fahasalamana
Tsipelina hafa  9 raiki-tapisaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02