|
|
|
|

Teny iditra1  rahariva
Singan-teny  2 raha, 3 hariva
Sokajin-teny  4  anarana
Ohatra  5  Afa-tsy izany, hiverina indray ny tsindrona indroa rahariva sy ny sisika. [2.4]
6  rahariva amin' ny valo ny fotoanantsika. [2.472]
7  Ary rahariva, dia miangona indray, dia handro rano ny andriana. [2.48]
Voambolana  8  Fotoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29