Entrée | raha alina (raha, alina) | |
Partie du discours | locution | |
Définition malgache | teny ilazana ny alin' ny andro iresahana; amin' ny alina: Mitondra fanala ny olona moka dokotera raha alina [Rajemisa 1985] | |
Traduction anglaise | this evening, tonight; same as anio alina [Richardson 1885] | |
Synonymes | anio alina | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |