|
|
|
|

Teny iditra1  lefakozatra
Singan-teny  2 lefaka, 3 hozatra
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Anaran-kafa ilazana ny poliomielita. [1.1]
Ohatra  6  Ny zaza lasa malemin'ny lefakozatra dia tokony mihinana sakafo be otrikaina ary manao fanatanjahan-tena mba hanatanjahana ireo hozatra tavela. [2.424#]
Voambolana  7  Fahasalamana
Tovy hevitra  8 poliomielita

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12