|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  po-tany
Singan-teny  2 poka, 3 tany
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 loza lehibe toy ny areti-mifindra mahazo ny mponina rehetra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 littéralement qui frappe la terre; calamité publique, maladie épidémique. [1.3#490]
7 une calamité publique, c' est un malheur qui frappe la terre. [2.415]
8 maladie épidémique. [1.54]
Voambolana  9  Fahasalamana

Teny iditra (2/2)10  -potany
Sokajin-teny  11  endritenin' ny hoe fotaka

Fivaditsoratra  12 pañito, 13 po-tany

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12