|
|
|
|

Teny iditra1  pensilihazo
Singan-teny  2 pensily, 3 hazo
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Hazo lavalava kely misy atiny manjarano, atao fanoratana amin' ny taratasy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 A lead pencil. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 crayon de bois [1.13]
Ohatra  8  Nisy sila-taratasy sy ambim-pensilihazo tany am-paosin' i Doda. [2.4#]
9  Motinjavatra toy ny pensilihazo no atosika miakatra na midina, dia maty na mirehitra. [2.332#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12