|
|
|
|

Teny iditra1 pelapelaka
Fototeny  2pelaka
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fisaka sy lehibe, manify ary mivelatra (toy ny ravina ravinala na afontsy na saonjo) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 provincial word for firapiratra [Provincial] [1.2#476]
Fanazavàna teny frantsay  6 plat et large comme une planche, comme une feuille de bananier, de papier [1.3#481]
Ohatra  7 am-body vato : Ny raviny soa pelapelaka, Ny tahony soa mahamanina. [2.69#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  18pelaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19