|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  paza
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Fohy nono (fiteny koa ny hoe paza nono). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 having small breasts, used of all mammals. [1.2]
Voambolana  5  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Kamban-teny rehetra  6 paza nono

Teny iditra (2/2)7  paza
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny frantsay  9 (de paza : sein de femme, court et en coupe ; par opposition au sein négroïde, allongé. On compare le fruit, papaye, à la forme du sein). Carica papaya L. (Caricaceae). Voir aussi papay et mapaza.. [Betsimisaraka] [1.196]
Ohatra  10  Omena rona patsa ny reny mba hisy ronono (taty aoriana dia omena paza koa. [2.245]
Voambolana  11  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09