|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 pataloa |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Akanjo ambany fitondran' ny lehilahy, mandrakotra ny tongotra roa tsirairay avy, hatreo amin' ny valahana, ary mivady amin' ny palitao
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 trousers. See saroaly
[1.2] 9 [pataloha] trousers [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 [pataloha] pantalon
[1.3] 11 [pataloha] pantalon [1.8] |
| Ohatra |
12 Mbola tsy hadinoko ny andro nahazoan' I Feno pataloa fohy voalohany.
[2.472#10]
13 Ny vodim-pataloa rovitra, ny lohalika feno ratra, ny kapoka mandrivorivo azo. [2.117#] |
| Voambolana | 14 Toe-karena: zaitra |
| Tsipelina hafa | 15 pataloha |
| Fikambanana | 16 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how pataloa |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|