|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 parasy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Bibikely mitsentsitra ny ran' ny biby lehibe sy ny olona ka manaikitra mampangidihidy izaitsizy: Mitondra areti-mifindra toy ny pesta ny parasy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a flea. See Parandy, Pia [Swa, papasi, ticks.]
[1.2] 5 a flea [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 puce
[1.3, 2.415, 1.8, 1.13] 7 se disait des parasites [2.415] |
| Ohatra |
8 Ny andro voalohany nianarana, dia nanome fanazavana Ramose momba ny pesta, ny asan' ny voalavo sy ny parasy amin' ny fielezan' ny aretina.
[2.472]
|
| Voambolana | 9 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Mpanahaka | 10 parapandy, 11 parasaingy |
| Kamban-teny rehetra | 12 Fikambanana 9 amin' io teny io |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 14 Randzavola: parasy ao amin' ny Baiboly |
| Fivaditsoratra | 15 aspirà, 16 parasy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/13 |
|