|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ovotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 ilay fotsifotsy afovoany indrindra ao anatin' ny hazo, tsoakan-dravinala sy rofia. [1.1]
4 Atin'ny ravinala, izay fotsy ary fihinana. [Betsimisaraka] [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Bourgeon terminal des Arecaceae, encore appelé « coeur de palmier », ou chou-palmiste lorsqu'on l'utilise comme légume. C'est un mets recherché, mais la plupart des Arecaceae meurent lorsqu'on prélève le chou-palmiste. On en distingue, en malgache, de nombreuses variétés : ovo-boanio ou coeur de Cocotier, ovo-drofia ou coeur de Raphia, etc. Voir aussi ovatra. [Merina, Sakalava, Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  6  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Kamban-teny rehetra  7  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)9  ovotra
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny frantsay  11 Nom plus spécialement donné à Typha angustifolia L. (Typhaceae), dont on consomme le coeur (Voir ovotra ). Les feuilles adultes sont aussi employées en sparterie pour la confection de nattes et de chapeaux grossiers.. [Bara, Mahafaly] [1.196]
Voambolana  12  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  13 avotro, 14 ovotra, 15 Ratovo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09