|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ontana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fahatairam-po raha misy zavatra manaitra tampoka; fihendratana na fibitahana avy amin' ny toe-javatra mitranga; entana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 Comp. entana..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 émotion subite, tressaillement.
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 14 Ontam-po |
| Fivaditsoratra | 15 antano, 16 ontana, 17 toñàña, tonàna |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|