|
|
|
|

Teny iditra1  ondana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Zavatra ametrahana ny loha rehefa matory [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a pillow, a bolster, a cushion. [1.2]
5 a pillow [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 oreiller [1.3, 1.8]
7 coussin, traversin, coussinet [1.3]
Ohatra  8  Mbola kelikely ny heriny ka ny fandriana sy ny ondana no nanjary sakaizany tsy foiny; [2.470]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  27  Fikambanana 11 amin' io teny io
Ohabolana  28  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  29 andoña, 30 danona, 31 donana, ondana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17