Entrée ondam-body
Mots élémentaires ondana ; vody
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Tanala] Akalam-bory, seza bory: Laha mijaka ñy momba anahy sy anao io ondam-body nipetrahantsiana io dia asa mandy (raha niteny ny momba ahy sy anao io akalam-bory nitoerantsika io dia asa fotsiny) [1.78]
 Ondan-tseza fipetrahana [1.1]
  [Taimoro] [ ondambody ] Ondana atao hipetrahan' ny olona nasaina [1.1]

Mis à jour le 2023/06/14