|
|
|
|

Teny iditra1  omby volon-takatra
Singan-teny  2 omby, 3 volo, 4 takatra
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 omby mainty volon-takatra izay novonoina natao sorona ala fady raha nisy takatra nifanena andalana tamin' ny mpanjaka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12