|
|
|
|

Teny iditra1  omby malaza
Singan-teny  2 omby, 3 malaza
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ny omby tsara tarehy sy matanjaka indrindra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 [malaza, renowned.] an ox presented to the sovereign on certain occasions. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12