|
|
|
|

Teny iditra1  olona boribory
Singan-teny  2 olona, 3 boribory
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 olona tsy manan-kavana fa izy irery tsy amboa tsy lambo no sisa velona eto an-tany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12