|
|
|
|

Teny iditra1  olom-pady
Singan-teny  2 olona, 3 fady
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 olona tsy azo alaina ho vady satria havana akaiky.
6 olon-tsy heny. [1.1]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02