| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 olo-masina | 
| Singan-teny | 2olona, 3masina | 
| Sokajin-teny | 4 kambanteny | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
5 olona efamaty nanana fitondran-tena namirapiratra tamin' ny fahamarinana, fahadiovana ary fitiava-namana, ka natsangan' ny Eglizy ho fakan-tahaky ny kristianina katolika eran-tany [1.1] | 
| Ohatra | 
6 Ny fanafody, nambara ny Ranakandriana taloha, sy ny olomasina tsindriany Ranakandriana no milaza izany amy ny ntaolo taloha:
[2.48] 
 7 Fa loa-bolana izy, toa an' ilay Augustin' sady olomasina namirapiratra no ngezalahy indrindra angamba amin' ny mpandinika hoe: "Nataonao ho anao izahay, ry Tompo. [2.296#]  | 
| Fivaditsoratra | 8 alomanosy, 9 olo-masina | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07 | 
 |