|
|
|
|

Teny iditra1  olo-mahay
Singan-teny  2 olona, 3 mahay
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 olona be fahaizana noho ny fianarana vitany sy ny fikarohana nataony ka mety hahaforon-javatra na hampijoro foto-pampianarana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12