|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 olaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 fiviliana, fisafelehana, fandehanana tsy manaraka ny mahitsy
[1.1] 4 tsy fanarahana lalana mahitsy [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 winding, meandering; a circuitous manner of speaking; circumlocution, prevarication, ambiguity, studied ambiguity. Comp. olana [jav. And mal. Ulak, to whirl, to eddy.]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 détour
[1.3, 1.13] 7 sinuosité, zigzag, équivoque, circonlocution [1.3] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 19 olakolaka |
| Teny iditra (2/2) | 20 olaka |
| Sokajin-teny | 21 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
22 a provincial word for a door-post. See tolana
[Provincial]
[1.2] |
| Fivaditsoratra | 23 akalo, 24 aloka, alòka, 25 lakao, 26 laoka, 27 loaka, olaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|