|
|
|
|

Teny iditra1  oha-jaza
Singan-teny  2 ohatra, 3 zaza
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 fombafomba arahina amin' ny fanaovana hasoavana raha maromaro ny zaza tsongoina: alahatra arakaraka ny halavany izy ireo ka volotara no andrefesana azy;
6 tapahina izay mihoatrany lohan' ny tsirairay avy ka izany no amantarana izay lava sy fohy amin' izy ireo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 a word used in collecting a general assemblage of the people when children under a specified height only are excepted. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 cérémonie de la circoncision qui consiste à mesurer l'enfant avec un roseau, dont on coupe ce qui dépasse la tête [1.3]

Fivaditsoratra  9 Joahaza, oha-jaza

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17