|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Ohabolana vaovao |
| Singan-teny | 2 ohatra, 3 volana, 4 vaovao |
| Sokajin-teny | 5 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 navoakan-dRatsimbazafy Louis tamin' ny taona 1948. Misy 2.300 no tafavoakany, milahatra araka ny abidia; saingy vita ny M, dia tsy nitohy intsony... Be ohabolana mbola tsy navoakan' ny teo aloha ny azy: fa ain' ny fiteny tokoa ny ohabolana, ka samy mamorona vaovao lava ny taranaka mifandimby..
[2.299#9] |
| Mpanoratra |
7 Ratsimbazafy Louis |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|