|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 odiana |
| Fototeny | 2 ody |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Atao ohatra ny...: Mahagaga fa odian-dRakoto tsy hita aho rehefa mifanena aminy eny an-dalana izahay
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[1.2] 5 to be pretended [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Odiany tsy hita (Il fait semblant de ne pas voir) ~
7 Tsy azo odian-tsy hita (On ne peut pas faire semblant de ne pas voir, on ne peut s’empêcher de voir) [1.3#456] 8 qu'on fait semblant de faire [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 13 odiana |
| Fototeny | 14 ody |
| Sokajin-teny | 15 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
16 Asiana ody, sitranina: Efa latsa-paka ny aretina ka tsy azo odiana intsony
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
17 to be supplied with medicine.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 maladie qu'on traite par des remèdes: Tsy azo odiana intsony ity aretina ity (Cette maladie ne peut plus être guérie par des remèdes)
[1.3#456] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 23 Fahasalamana |
| Kamban-teny rehetra | 24 odiana tsy hita |
| Ohabolana | 25 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 26 Adonia, 27 anadio, 28 aodina, 29 iadano, odiana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|