|
|
|
|

Teny iditra1  ny ratsy tsy kely lalana
Singan-teny  2 ratsy, 3 tsy, 4 kely, 5 lalana
Sokajin-teny  6  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7 enti-milaza fa mikaro-kevitra hifetsena sy hanambakana mandrakariva ny ratsy saina noho izy tsy mba voasakantsakan' ny tahotra ny hanao ratsy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12