Entrée ny ela maharay roa
Mots élémentaires ela ; maharay ; roa
Partie du discours locution
Explications en malgache Ny fotoana maharitra mahatonga fifankazarana na fahazarana tsy arahimpieritreretana (tsy tokony hafangaro amin' ny hoe: ny ela mahareroy [1.1]

Mis à jour le 2023/06/02